|
|
|
|

Teny iditra1 mangoana
Fototeny  2goana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4foana, tapitra tsy misy intsony, lany: Nangoaña tao ny sambaike handy ahay tsy bany mihinaña (tapitra tsy nisy intsony ny mangahazo masaka kilavalava nefa izahay tsy mbola nihinana). [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5to knock, to rap.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10mangoana atsinanana

Fivaditsoratra  11 amangano, 12 managona, mañagoña, 13 mangoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03