|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mangenahena
Fototeny  2henahena
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Menatra izaitsizy ka tsy mahita izay hatao, sanganehana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5bashful, sheepish. [1.2]

Teny iditra (2/2)6 mangenahena
Fototeny  7henahena
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9Enti-milaza fery mbola vao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10irritating, used of an ulcer.. [1.2]
Voambolana  11 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12