|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 henahena
Fototeny  2hena
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4duplicatif. [1.3]

Teny iditra (2/2)5 henahena
Fototeny  6hena
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Tsy fetezana hiala eo amin' ny toerana misy ny tena; tsy fetezana hanao na handeha fa mitokona; fidongiana na fikiribibiana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9stubbornness, obstinacy.
10See ditra.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11résistance, opiniâtreté, entêtement, refus. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  26 henahena, 27 nehaneha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19