|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangebaka |
| Fototeny | 2hebaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy.
[1.10] 5Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7vide, avoir faim.
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 8 mangebaka |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10loaka, lempona.
[Bezanozano]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|