|
|
|
|

Teny iditra1 mangataka andro
Singan-teny  2mangataka, 3andro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5miangavy fanemorana ho amin' ny andro hafa indray; miangavy ny hampihemorana ny fotoana efa nifanarahana na nifanekena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to procrastinate.. [1.2]
7to ask for time; to put things off. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8demander du temps; ajourner. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12