|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangaro-mosary |
| Singan-teny | 2mangarona, 3mosary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5kilalaon' ankizy mipaipaika ny vava sady mimonomonona (ninoan' olona taloha fa nitarika mosary, hono, izany kilalaon' ankizy izany).
[1.1] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|