|
|
|
|

Teny iditra1 mangaro-mosary
Singan-teny  2mangarona, 3mosary
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5kilalaon' ankizy mipaipaika ny vava sady mimonomonona (ninoan' olona taloha fa nitarika mosary, hono, izany kilalaon' ankizy izany). [1.1]
Voambolana  6 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12