|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mangananganana
Fototeny  2hananganana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Mangananganana ny voan' ny aviavy. [1.1]
Tovy hevitra  5manganana

Teny iditra (2/2)6 mangananganana
Sokajin-teny  7 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  8briller, être luisant.
9(hanakànana).. [Tankarana] [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12