|
|
|
|

Teny iditra1 manganana
Fototeny  2hanana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy. [1.1]
5mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6douce-amère. [1.13]
Tovy hevitra  7mangananganana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 manangàna, manangana, 10 manganana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05