|
|
|
|

Teny iditra1 maneso
Fototeny  2eso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra.
5Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to scorn, to mock. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7mépriser, se moquer de. [1.8]
Ohatra  8 ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Voambolana  13 Ontam-po
Mpanahaka  14 mamingavinga, 15 mamizaviza, 16 manabanty, 17 manakora, 18 manamavo, 19 manambany, 20 manaopotsamolotra, 21 manaraby, 22 manebaka, 23 manesoeso, 24 maniva, 25 manivaiva, 26 manizakizaka, 27 manondromolotra
Ohabolana  28 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 maneso, 30 manose, mañose, 31 masoñe, 32 Sonema

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03