|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manerahera |
| Fototeny | 2herahera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampitaredretra, mampiaoriana, mangataka andro lava.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 maneraherà |
| Fototeny | 10herahera |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerahera [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 12 maneraherà, manerahera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|