|
|
|
|

Teny iditra1 manentan-tsy ritra
Singan-teny  2manentana, 3tsy, 4ritra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ilazana ny olona maimaika sy taitaitra, ka zavatra mbola tsy tonga amin' ny ilana azy akory dia lazaina fa vita, toy ny vary, na laoka mbola tsy ritra dia entanina na bataina hiala eo am-patana.
7mibata vary na laoka ao am-bilany mbola tsy masaka na ritra) manao zavatra maimaika. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12