|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 endaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fialana sarona na fono.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Action d'enlever l'écorce d'un arbre, d'écorcer.
5C'est un caractère dont les bûcherons malgaches tiennent le plus grand compte pour la reconnaissance des diverses essences.. [1.196]
Ohatra  6 Tsinontsinoko velively ilay zazalahy kely endaka, inona ny antony niarovako azy? [1.369#]
7 kanjo tsy izany fa olona kely endaka sy manify dia manify, ka tsy mifanentana amin'ny haben'ny lohany velively ny hakelin'ny vatany. [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)27 endaka
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny frantsay  29Herbe très dure dont on fait des balais, des brosses.
30Elle pousse sur les dykes granitiques et il faut l'arracher du rocher par plaques à la manière d'une écorce : Xerophyta sp. (Velloziaceae).. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  31 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32 akenda, 33 dekana, 34 denaka, 35 endaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19