|
|
|
|

Teny iditra1 manefa adidy
Singan-teny  2manefa, 3adidy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manatanteraka adidy tsy maintsy atao. [1.1]
Voambolana  6 Filôzôfia
Tovy hevitra  7manao adidy, mandray adidy, miantsoroka adidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12