|
|
|
|

Teny iditra1 mandry tsy rangaranga
Singan-teny  2mandry, 3tsy, 4rangaranga
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6matory feno ahiahy sy tebiteby noho ny tahotra zavatra ahiahina. [1.1]

Fivaditsoratra  7 mandry tsirangaranga, 8 mandry tsy rangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12