|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rangaranga |
| Fototeny | 2ranga |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4[duplicatif].
[1.3#507] |
| Ohatra |
5 Soa rangaranga ny tandrony;
[2.69]
6 Nisakafo tsy rangaranga izahay, satria toa ho tonga ihany izato nandrasana. [2.332] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 ngarangara, 11 rangaranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|