|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandrindra |
| Fototeny | 2rindra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana.
5Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to set in order, to arrange; to reconcile.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7arranger, mettre en ordre; réconcilier.
[1.8] |
| Ohatra |
8 manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona.
[2.445#]
9 Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao. [2.424#] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 mandrindrà |
| Fototeny | 15rindra |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrindra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 17 mandrindra, mandrindrà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|