|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandredona |
| Fototeny | 2redona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miteny na mihira indray miaraka: Mandredona hira.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9mandredona hira |
| Teny iditra (2/2) | 10 mandredòna |
| Fototeny | 11redona |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandredona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 mandredòna, mandredona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|