|
|
|
|

Teny iditra1 mandrava laharana
Singan-teny  2mandrava, 3laharana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka. [1.1]
Tovy hevitra  6mandrava sivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12