|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandrakaraka |
| Fototeny | 2rakaràka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manaha (volo), mamela ny volo hihahatsy randranina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to dishevel..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Fandram-bolo |
| Teny iditra (2/2) | 11 mandrakarakà |
| Fototeny | 12rakaraka |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrakaraka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 mandrakarakà, mandrakaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|