|
|
|
|

Teny iditra1 mandopotsy
Singan-teny  2mandotra, 3fotsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bibilava kelikely kokoa fa masiaka kokoa kosa noho ny mandotra; fotsifotsy na mavomavo ny volony. [1.1]
Voambolana  6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12