|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandevin-tsaina |
| Singan-teny | 2mandevina, 3saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsy be teny amin' izay heviny fa mangina tanteraka; manafina, tsy milaza izay heviny; mody adala ka miseho ho tsotra be nefa fangoloka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be laconic, to conceal one's opinion, to be non-comittal.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Enterrer son esprit.
8Se disait de ceux qui refusent de donner leur avis ; se disait aussi de ceux qui agissent avec ruse et duplicité.. [2.415#6509] 9être laconique, cacher ses sentiments, cacher ses pensées. [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|