|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mandavenona
Fototeny  2lavenona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tonga lavenona.
5Enti-milaza ny andro manjavona raha ilay toy ny lavenona aparitaky ny rivotra iny ny zavona; merika.
6Enti-milaza ny kitay manjary lavenona fa tsy mirehitra. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)10 mandavenona
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12(même étymologie que le précédent).
13Dichapetalum leucosia (Sprengel) Engl.
14(Dichapetalaceae).
15Nom signalé par Desc., Flore de Madagascar, Dichapetalaceae, 1961, p.
1614.
17Arbuste sarmenteux des sous-bois.
18Il fournit beaucoup de feuilles qui pourrissent et forment en abondance de l'humus forestier.
19Voir aussi vahindavenona.. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  20 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12