|
|
|
|

Teny iditra1 mandanilany
Fototeny  2lanilany
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Faly ery Ramatoa fa tsy nandanilany vola ny vadiny; [2.470]
5 Ny tany tsy sahiran-drano dia mandanilany foana ny rano ao aminy. [2.445]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29