|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lanilany |
| Fototeny | 2lany |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Ohatra |
4 Dia lanilany ho azy eny foana ilay telo arivo.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 6 lanilany |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Ny faritra ambony amin' ny aty vava.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9the extremity of the jaw.
[1.2] 10the palate of the mouth. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11le palais de la bouche.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
12 Ny molotra, ny lanilany, ny takolaka kila daholo;
[2.4]
|
| Voambolana | 13 Haiaina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 lalinina, 16 lanilany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|