|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 mandambana |
| Fototeny | 2lambana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
4Manao ampehezana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/5) | 9 mandambana |
| Fototeny | 10lambana |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
12Manemitra amin' ny tsihy, manisy saridiseza.
13Enti-milaza ny fonon' ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin' ny babiny: Efa mandambana ny katsakay. [1.1] |
| Fanazavà na teny anglisy |
14to spread out on a leaf, etc.
15Used with hanina, etc. [Provincial] [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/5) | 20 mandambana |
| Fototeny | 21lambana |
| Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
23Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/5) | 28 mandambana |
| Fototeny | 29lambana |
| Sokajin-teny | 30 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
31Maka (valala) amin' ny lamba: Mandambana valala erỳ amin' ny tanety erỳ ny ankizy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (5/5) | 36 mandambà na |
| Fototeny | 37lambana |
| Sokajin-teny | 38 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandambana [Fitanisana] |
| Fanazavà na teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavà na teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 39 mandambà na, mandambana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|