|
|
|
|

Teny iditra1 manaviavia
Fototeny  2haviavia
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4tsy hay atao tsara amim-pahakingana. [1.10#H136]
Ohatra  5 Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy. [1.436#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9manavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12