|
|
|
|

Teny iditra1 manavesatra
Fototeny  2vesatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana.
5Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany.
6Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to weigh down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8mettre un fardeau sur. [1.8]
Ohatra  9 Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo. [2.499#]
10 Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena. [2.472]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  15mamesatra
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mañavaratse, 18 manavesatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02