|
|
|
|

Teny iditra1 manavasava
Fototeny  2savasava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampihatakataka (olona na zavatra) mba handehanana, handrosoana: Tokony hanavasava ny ravina, hoy ny Ntaolo, hahitana ny fotony. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12