|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manatsivalana
Fototeny  2tsivalana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manisy tsivalana.
5Mametraka zavatra hanaraka ny sakany. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 manatsivalàna
Fototeny  11tsivalana
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsivalana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 manatsivalàna, manatsivalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03