|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manatsidradra
Fototeny  2tsidradra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manainga ho avo: Manatsidradra ny tongony amantanany ity zaza itỳ rehefa matory. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9manatsidradraka

Teny iditra (2/2)10 manatsidradrà
Fototeny  11tsidradra
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsidradra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 manatsidradrà, manatsidradra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03