|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manatontosa
Fototeny  2tontosa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to complete a thing, to finish a work. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6compléter, terminer un travail. [1.8]
Ohatra  7 Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania. [1.369#]
8 Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT. [4.27#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 manatontosà
Fototeny  14tontosa
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatontosa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16 manatontosà, manatontosa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03