|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manatontona
Fototeny  2tontona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4manakapoka, manintsana: Manatontona tsihy.
5mikapoka na mandona amin-javatra: Manatontona ny lamba sasana.
6manampy. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11manontona

Teny iditra (2/2)12 manatontòna
Fototeny  13tontona
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatontona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manatontòna, manatontona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03