|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manaserana |
| Fototeny | 2serana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampandalo haingana eo anoloana.
5Mandalo misafosafo, mikasika. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 manaseràna |
| Fototeny | 11serana |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaserana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 manaseràna, manaserana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|