|
|
|
|

Teny iditra1 manaratsaka
Fototeny  2haratsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manapaka, manintsana amin' ny antsy ny romoromon-javatra; mandrantsana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to cut off straight, to pare off regularly, to shave off; to put on the bamboos of the roof of a house.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12