|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haratsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanintsanana amin' ny antsy ny romoromon' ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian' ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin' ny tahom-bary.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4cuttings, clippings, shavings, the refuse from the bottom of the stalks in reaping rice.
5small bamboos put on the roofs of houses between the roof timbers to tie the thatch to; often pronounced karatsaka.. [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 harakatsa, 23 haratsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|