|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaratra |
| Fototeny | 2haratra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4miharatra volombava.
[Bezanozano]
[1.78] 5Mikiky ny volondoha, ny volombava, ny volo amin' ny tena amin' ny hareza. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to shave..
[1.2] 7to shave the beard or the head. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8se raser la figure ou la tête.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Aza manety ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao.
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 manaratra, 15 manatrara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|