|
|
|
|

Teny iditra1 manaran-daina
Singan-teny  2manarana, 3laina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana. [1.1]
Ohatra  6 Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina. [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12