|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaram-po |
| Singan-teny | 2manarana, 3fo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manao danin' ny kibo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to indulge in anything to one's entire satisfaction.
7Used with a good meaning as well as a bad one.. [1.2] 8to indulge to one's full satisfaction. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9suivre ses goûts, se satisfaire.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny.
[1.317#]
11 Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy. [2.5#] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mampañaro, 14 manaram-po, 15 mpanamaro, 16 mpanamora |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|