|
|
|
|

Teny iditra1 manara-bavy
Singan-teny  2manaraka, 3vavy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mitoetra any amin' ny ray amandrenin' ny vavy.
6mety ho entin' ny vavy amin' ny sangany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to follow a wife, i.e.
8to be henpecked.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9Qui se laisse mener par sa femme. [2.415#1294]
Tovy hevitra  10entim-bavy

Fivaditsoratra  11 manara-bavy, 12 marani-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12