|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manapotika |
| Fototeny | 2potika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manamontsamontsana, manorotoro, manotohoto.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9mamotika |
| Fivaditsoratra | 10 manapotika, 11 manati-pako, 12 tapi-komana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|