|
|
|
|

Teny iditra1 mamotika
Fototeny  2potika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4manilatsilatra, mamaky, manimba. [Bezanozano] [1.78]
5Manamontsamontsana, manorotoro, manotohoto. [1.1]
6manorotoro. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7broyer et concasser. [1.13]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Voambolana  12 Toe-karena: tao vy
Tsipelina hafa  13manapotika

Fivaditsoratra  14 mamatoky, 15 mamotika, 16 mimotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12