|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manapitsoka
Fototeny  2pitsoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manala (taolana) amin' ny toerany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to dislocate a joint. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6faire une entorse. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Voambolana  11 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)12 manapitsoka
Fototeny  13pitsoka
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16to pick a lock. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17crocheter une serrure. [1.8]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :
21 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  22 manapitsoka, 23 manapotsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12