|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manapika |
| Fototeny | 2pika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro.
5Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to shut or fold; to turn off.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol.
[1.3] 8plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc. [1.8] |
| Ohatra |
9 hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy.
[2.357#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 14mamika |
| Teny iditra (2/2) | 15 manapika |
| Fototeny | 16pika |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
18to remove a calf from its mother.
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 23 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Fivaditsoratra | 24 manapika, 25 manipaka, 26 mipanaka, 27 mpanaika, 28 mpianaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|