|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamika
Fototeny  2pika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4(tsy fampiasa loatra) jereo manapika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5(peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10manapika

Teny iditra (2/2)11 mamika
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13foy (atody). [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14 Kimama, 15 mamaky, 16 mamika, 17 mikama

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12