|
|
|
|

Teny iditra1 manaova
Fototeny  2tao
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manao [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4do. [1.26#19]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  5 Tsy maninona fa manaova, hoy Rafakatro. [2.357#]
6 Mandehana ianao mba manaova toy izany koa. [2.643#]
7 manaova soa ampiantany, fa misy hiankinana; [2.69#]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 manaova, 10 manavao, 11 manoava, 12 mavoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02