|
|
|
|

Teny iditra1 manao lona
Singan-teny  2manao, 3lona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mampisambo-bola ela, manome fotoana lava handoavana trosa, manao bidà. [1.1]

Fivaditsoratra  6 amolonana, 7 manao lona, 8 manoloana, manoloàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05