|
|
|
|

Teny iditra1 manao fialan' olon-kendry
Singan-teny  2manao, 3fialana, 4olona, 5hendry
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7miala moramora manaja tena raha misy fifandrozanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8Savoir se retirer avec prudence et habileté. [2.415#6117]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11