|
|
|
|

Teny iditra1 manao an-kambo
Singan-teny  2manao, 3hambo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manao mosalahy sy kitoatoa ka tsy mihevitra loatra izay atao fa manao baranahiny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12