|
|
|
|

Teny iditra1 manao an' ezaka
Singan-teny  2manao, 3ezaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5travailler avec ardeur.
6user de violence. [1.3#133]
7faire avec ardeur. [1.5]
Ohatra  8 Isam-baravarana dia feno mpandrava nitangorona nanao an' ezaka sy antenin'aina, nanao izay hahavaky ny varavarana [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12